Mandrakizay Ny Antsa Fitiavana
Автор: Laetitia Ratsimihaba
Загружено: 2016-03-07
Просмотров: 31412
« Trano sy harena no lova avy amin’ny Ray; Fa ny vady hendry kosa dia avy amin’i Jehovah. » (Ohabolana 19:14) ---------------------------------------------------------------------
Isaorako Ilay Nahary ahy
Tompo tia, tsy mba nanary ahy
Satria ianao, Aina soa, Silaky ny fo
Ianao niriko, tena tiako, natolony ahy
Hotiaviko mandrakizay
Fa Fanomezan’Ilay Ray
KA NA HO SAROTRA AZA NY ANDRONAY ETY
MATOKY ANAO RY RAY MPITANTANA NY DIA
SATRIA IZAY FITIAVANA
MIORINA EO AMINAO
MAHARITRA MANDRAKIZAY
Raha ho avy indray fitsapana mahamay
Handalo koa Sedra sy fakam-panahy
Sahiko ny hanambara : Tokana ny fo
Ka tsy hozaraiko, fa iray, dia ho anao
Hotiaviko mandrakizay
Fa fanomezan’Ilay Ray
KA NA HO SAROTRA AZA NY ANDRONAY ETY
MATOKY ANAO RY RAY MPITANTANA NY DIA
SATRIA IZAY FITIAVANA MIORINA EO AMINAO
MAHARITRA MANDRAKIZAY
KA NA HO SAROTRA AZA NY ANDRONAY ETY
MATOKY ANAO RY RAY MPITANTANA NY DIA
SATRIA NY ANAY FITIAVANA
NAORINA TEO AMINAO HAHARITRA MANDRAKIZAY
MANDRAKIZAY
Tonony sy feony : RAKOTONANAHARY Haritiana
Доступные форматы для скачивания:
Скачать видео mp4
-
Информация по загрузке: