Популярное

Музыка Кино и Анимация Автомобили Животные Спорт Путешествия Игры Юмор

Интересные видео

2025 Сериалы Трейлеры Новости Как сделать Видеоуроки Diy своими руками

Топ запросов

смотреть а4 schoolboy runaway турецкий сериал смотреть мультфильмы эдисон
dTub
Скачать

TENA NAMANA - Fitarikandro (Lyrics)

Автор: Lyrics by Kalo

Загружено: 2023-10-30

Просмотров: 3088

Описание:

🫂TENA NAMANA - Fitarikandro🫂 (Lyrics)

Namako tena namako efa ela ianao
Niara-niatrika hatrany ny fiainana na mamy na mangidy
Nifampiaro tamin-java-tsarotra,
tsy nifanary na dia fahoriana

Mifampahery isan'andro raha tojo olana mahamay
Ny finamanantsika roa sambatra tokoa
Namako ianao tena mamiko akaikin'ny fo
Namako ianao mitondra am-bavaka ahy raha misy manjo
Namako ianao tsy mahafoy ahy na ho ratsy na ho soa
Namako ianao ary ataoko hoe : Tena namana

Namako ianao...

Tena namana
Tena namana
Tena namana...
💖
#LyricsbyKalo

TENA NAMANA - Fitarikandro (Lyrics)

Поделиться в:

Доступные форматы для скачивания:

Скачать видео mp4

  • Информация по загрузке:

Скачать аудио mp3

Похожие видео

POOPY feat ERIC TAHINA - TENA NAMANA (LIVE VERSION 2021)

Teboka - Taram-pahazavana

Teboka - Taram-pahazavana

«Станцуешь вальс — выйдешь за сына! — смеялся миллионер. Но горничная была чемпионкой.»

ANTSAN KIRA FIDERANA 'GROUPE HANITR'I KRISTY'

"𝐅𝐀𝐓𝐑𝐀𝐓𝐑𝐀 𝐋𝐎𝐀𝐓𝐑𝐀" - Groupe HIR'AINA

namana - Zo panage (lyrics)

namana - Zo panage (lyrics)

Namako Ianao - Hery & Stan ( Pazzapa 3 )

«Сыграй На Пианино — Я Женюсь!» — Смеялся Миллиардер… Пока Еврейка Не Показала Свой Дар

Les 30 Plus Belles Chansons Françaises 🎧 Meilleures Chansons en Françaises de tous les temps

ZOPANAGE - Namana

ZOPANAGE - Namana

IT'S YOU - Vonivato (Lyrics)

IT'S YOU - Vonivato (Lyrics)

LOLA - TIAKO LOATRA IANAO (MEDLEY OFFICIEL 2020 POUR LA CELEBRATION DU 20ème ANNIVERSAIRE)

Tena namana - Poopy & Eric Tahiana Lyrics

Namana

Namana

Tantano fa osa,  FanaFa. tononkira. Andramo ka izahao

ŠĪS NEDĒĻAS HITI | LATVIEŠU DZIESMAS 2025

Tena namana - José, Tal, Lucien R., Micka, Mbola Talenta

HATRAMIN'NY FARANY | Henika | Cevam Church

HO AIZA IANAO - Hanitr'i Kristy (Lyrics)

Самая Красивая Музыка В Мире 🌿 Послушайте Эту Музыку И Вам Станет Легче

© 2025 dtub. Все права защищены.

  • Контакты
  • О нас
  • Политика конфиденциальности

Контакты для правообладателей: [email protected]