Популярное

Музыка Кино и Анимация Автомобили Животные Спорт Путешествия Игры Юмор

Интересные видео

2025 Сериалы Трейлеры Новости Как сделать Видеоуроки Diy своими руками

Топ запросов

смотреть а4 schoolboy runaway турецкий сериал смотреть мультфильмы эдисон
dTub
Скачать

NY OHATR'AHY - TANORA IN FAITH (Official Lyric Video)

Автор: Tanora In Faith

Загружено: 2025-04-07

Просмотров: 1113

Описание:

© 2025 Tanora In Faith

A/C : Isaia RABEARINTSOA
ARR : I-Sound

Tsy sahy nanatona ny Tompo aho fa menatra
Menatra noho ny ditra nataoko
Tsy sahy nanolotra ny foko aho fa maloto
Voaloton'ny fahotako, voaloton'ny adalako

Ka na hiantso ny Anaranao aza aho tsy sahy
Satria aho tsy mendrika Anao hatramin'izay
Ny fiainako efa potika, ny foko rotidrotika
Noraisinao indray fa tianao

Izaho kay no Tianao, izaho kay no Ilainao
Ny ohatr'ahy no Tianao hovonjena
Izaho kay no Antsoinao, izaho kay tsy Foinao
Ny ohatr'ahy no Tianao mba omena fiainam-baovao

Ka hanolotra ny foko aho Jesosy o,
Tsy hisalasala aho fa efa mahalala aho zao,
Efa mahalala tsara
Ny androm-piainako rehetra eto an-tany
Atokako ho Anao izany
Hiara-hiasa Aminao aho, inty ampiasao aho

Tsy matahotra ny foko f'Ianao tia ahy
Raha ny ho aviko eto an-tany tsy mampanahy
Ny fianako Natsanganao, faly aho sady miadana
Ny lanitra no miandry ahy

NY OHATR'AHY - TANORA IN FAITH (Official Lyric Video)

Поделиться в:

Доступные форматы для скачивания:

Скачать видео mp4

  • Информация по загрузке:

Скачать аудио mp3

Похожие видео

Tazony aho - TANORA IN FAITH

Tazony aho - TANORA IN FAITH

«Сыграй На Пианино — Я Женюсь!» — Смеялся Миллиардер… Пока Еврейка Не Показала Свой Дар

«Сыграй На Пианино — Я Женюсь!» — Смеялся Миллиардер… Пока Еврейка Не Показала Свой Дар

Joi seara - 11.12.2025 - Predică Cristi Tătar

Joi seara - 11.12.2025 - Predică Cristi Tătar

MIA sy LUK -

MIA sy LUK - "Tsy sahy" Lyrics Video

Lazaiko Parshon Voary

Lazaiko Parshon Voary

IANAO ILAY MPAMINDRA FO - Pst Jocelyn Ranjarison (Cover by Tanora In Faith)

IANAO ILAY MPAMINDRA FO - Pst Jocelyn Ranjarison (Cover by Tanora In Faith)

Ho Azy Ny Voninahitra // Pepe Shine feat. Vero Ranaivoson - A ELE A GLÓRIA GABRIELA ROCHA

Ho Azy Ny Voninahitra // Pepe Shine feat. Vero Ranaivoson - A ELE A GLÓRIA GABRIELA ROCHA

Tamana | Timothy Ministry | Hira Fiderana Malagasy

Tamana | Timothy Ministry | Hira Fiderana Malagasy

Jim Praise Ho inona

Jim Praise Ho inona

Izay Vonona No Mandeha   |  Rija Rasolondraibe OFFICIEL

Izay Vonona No Mandeha | Rija Rasolondraibe OFFICIEL

FAHATSARANAO - Tanora In Faith

FAHATSARANAO - Tanora In Faith

Ilaiko ny Herinao (version officielle) - Pepe Shine

Ilaiko ny Herinao (version officielle) - Pepe Shine

Tano mafy - Tanora in faith

Tano mafy - Tanora in faith

HANARAKA ANAO ( Fenitra ) 🇲🇬 Revival Messengers featuring YPO

HANARAKA ANAO ( Fenitra ) 🇲🇬 Revival Messengers featuring YPO

jim praise ft Titianah TOA AZY hira Fiderana

jim praise ft Titianah TOA AZY hira Fiderana

Fiainako Ianao - Pasteur Jocelyn RANJARISON

Fiainako Ianao - Pasteur Jocelyn RANJARISON

MR RAZAFY VAZON'NY TATSAMBO

MR RAZAFY VAZON'NY TATSAMBO

Timothy Ministry - Tsy hangasiasy - (Cowboy Pictures 4K Officielle)

Timothy Ministry - Tsy hangasiasy - (Cowboy Pictures 4K Officielle)

"VELOMA FARANY" Tsiory ft Ken (Mage4)

Ianao - Fara Andriamamonjy (Ekipan'i Lovatiana)

Ianao - Fara Andriamamonjy (Ekipan'i Lovatiana)

© 2025 dtub. Все права защищены.



  • Контакты
  • О нас
  • Политика конфиденциальности



Контакты для правообладателей: [email protected]