Mesia sy Mpamonjy Antsa Hira Katolika
Автор: Antsa Hira Katolika
Загружено: 2025-12-02
Просмотров: 59
Mesia sy Mpamonjy,
Tongava faingana aminay,
Hitondra ny fiainana : avia, avia re.
1. Ataovy maika ny dianao,
Hamonjy ny firenenay
Miandry hovotsoranao.
2. Esory re ny helokay ;
'Zahay mibebaka aminao,
Milela-paladia anao.
3. Tapahonao ny gadra vy
Famelin'i Satàna anay,
Mijaly be ny taninay.
4. Avia re, ry Tomponay,
Fiainanay sy lalanay
nandrasanay zay ela izay.
5. Efa renao ny hafatray,
Ka ataovy raisinay indray
ny lova lasa taminay.
Доступные форматы для скачивания:
Скачать видео mp4
-
Информация по загрузке: