NY FEON'NY MPANDRESY-MIHETSIKA NY RANO (LYRICS musicnews)
Автор: NY FEON'NY MPANDRESY TAMATAVE
Загружено: 2023-11-14
Просмотров: 4368
Ny rano dia endrika maneho ny tenin'Andriamanitra dia izay mihaina io tenin'Andriamanitra io dia mahazo izay iriany araka ny angatahiny, fa hoy ny tenin'Andriamanitra hoe: Raha miray amiko ianareo, ka mitoetra ao anatinareo ny teniko dia angataho izay tianareo na inona na inona, fa ho tonga aminareo izany. JAONA 15:7
Доступные форматы для скачивания:
Скачать видео mp4
-
Информация по загрузке: