Популярное

Музыка Кино и Анимация Автомобили Животные Спорт Путешествия Игры Юмор

Интересные видео

2025 Сериалы Трейлеры Новости Как сделать Видеоуроки Diy своими руками

Топ запросов

смотреть а4 schoolboy runaway турецкий сериал смотреть мультфильмы эдисон
dTub
Скачать

Famintinana Mivelona amin'ny Teniny (Fizarana faha-8) JOSOA SY KALEBA, OLO-MALAZAN'NY FINOANA

Автор: Radio Oasis 106.4 Fm Madagascar

Загружено: 2025-11-21

Просмотров: 235

Описание:

Famintinana Mivelona amin'ny Teniny (Fizarana faha-8)
JOSOA SY KALEBA, OLO-MALAZAN'NY FINOANA

Nom. 13:6, 30-32; Jos. 14:6-14 Lio. 18:1-5; Jos. 19:49-51; 2 Kor. 3:18; Rom. 12:1,2.

Tsianjery:

"Tsarovy ny mpitondra anareo, izay efa nitory ny tenin Andriamanitra tamínareo; hevero ny niafaran'ny fiainany, ka araho ny finoany." - Heb. 13:7.
Mahalala avokoa ny ray aman-dreny rehetra fa mianatra amin'ny alalan'ny ohatra aseho azy ny zanaka, sa tsy izany? Firy amin'ireo ray aman-dreny no efa nitebiteby nahita ny zanany nanaraka ny toetra ratsiny fa tsy ny toetra tsarany? Na firy taona isika na firy, dia hitantsika fa mora kokoa ny manao ratsy noho ny manao tsara. Tsy inona fa ampahany amin'ny atao hoe: voary lavo izany. "Fa tsy izay sitrako no ataoko; fa izay halako no ataoko." Rôm. 7:15. Iza no tsy mahatsapa izany?

Manomboka amin'ny fahazazany dia ny ohatra aseho azy no mamolavola ny olombelona. Amin'ny alalan'ny fakantsika tahaka ireo izay akaiky indrindra antsika no ahaizantsika ireo zavatra fototra eo amin'ny fiainana, toy ny mamindra, ny miteny ary ny maneho fihetseham-po. Ary na efa olon-dehibe aza isika, dia mbola mila modely ihany, ary na tsy lavorary aza izy ireo, dia azontsika dinihina sy alain-tahaka ireo toe-panahy izay nahatonga azy ho olo-malazan'ny finoana.

Hodinihintsika lalina kokoa amin'ity herinandro ity ny ohatra manokana nasehon'ireo olo-malazan'ny finoana roa ao amin'ny bokin'i Josoa, dia i Kaleba sy i Josoa. Inona no nampiavaka azy ireo tamin'ny androny, sy nahatonga azy ireo nitana anjara toerana lehibe teo amin'ny fiainan'ny vahoakan'Andriamanitra tao anatin'ireo vanim-potoana anisan'ny lehibe indrindra teo amin'ny tantaran'ny Isiraely?

Famintinana Mivelona amin'ny Teniny  (Fizarana faha-8) JOSOA SY KALEBA, OLO-MALAZAN'NY FINOANA

Поделиться в:

Доступные форматы для скачивания:

Скачать видео mp4

  • Информация по загрузке:

Скачать аудио mp3

Похожие видео

Famintinana Mivelona amin'ny Teniny  (Fizarana faha-9

Famintinana Mivelona amin'ny Teniny (Fizarana faha-9

Как выучить 300 слов в день за 8 минут? Как учат слова разведчики и как советуют нейроученые!#mit

Как выучить 300 слов в день за 8 минут? Как учат слова разведчики и как советуют нейроученые!#mit

Fanompoampivcavahana Sabata 29 Novambra 2025Sekoly LOVATSARA Soamanandrariny

Fanompoampivcavahana Sabata 29 Novambra 2025Sekoly LOVATSARA Soamanandrariny

ДНК создал Бог? Самые свежие научные данные о строении. Как работает информация для жизни организмов

ДНК создал Бог? Самые свежие научные данные о строении. Как работает информация для жизни организмов

Проповедь - Дата пришествия Христа

Проповедь - Дата пришествия Христа

ЕВГЕНИЙ СОЛОХА - ОБЩАЙСЯ СО СВЯТЫМ ДУХОМ

ЕВГЕНИЙ СОЛОХА - ОБЩАЙСЯ СО СВЯТЫМ ДУХОМ

Перестаньте Питать Фантазию! | ПРЕДНАЗНАЧЕНИЕ против ВЫГОДЫ | Проповедь Брата Криса

Перестаньте Питать Фантазию! | ПРЕДНАЗНАЧЕНИЕ против ВЫГОДЫ | Проповедь Брата Криса

Преломление и «замедление» света | По мотивам лекции Ричарда Фейнмана

Преломление и «замедление» света | По мотивам лекции Ричарда Фейнмана

I Jesosy sy ny Fitoerana Masina (fizarana 2)

I Jesosy sy ny Fitoerana Masina (fizarana 2)

НОВЫЙ Христианский РАССКАЗ | Подпольная печать #христианскийрассказ

НОВЫЙ Христианский РАССКАЗ | Подпольная печать #христианскийрассказ

POTIKA TANTERAKA I MAMY RAVATOMANGA

POTIKA TANTERAKA I MAMY RAVATOMANGA

Alatsinainy 1 Desambra 2025: NY TANDINDONA SY NY TENA IZY

Alatsinainy 1 Desambra 2025: NY TANDINDONA SY NY TENA IZY

DIMANCHE, LE 23.11 2025 ,PhT,LA MEDITATION

DIMANCHE, LE 23.11 2025 ,PhT,LA MEDITATION

Пророческое послание: Приготовьтесь к новой реальности _Руслан Сербук_23.11.2025

Пророческое послание: Приготовьтесь к новой реальности _Руслан Сербук_23.11.2025

Famintinana Lesona faha-11 Mivelona amin'ny Teniny

Famintinana Lesona faha-11 Mivelona amin'ny Teniny

Albert Togobickij 2025 11 23

Albert Togobickij 2025 11 23 "Жизнь в свободе / Gyvenimas laisvėje"

REAL NEWS / NY #VAOVAO MARINA MIVANTANA 26 NOVAMBRA 2025. #Madagascar

REAL NEWS / NY #VAOVAO MARINA MIVANTANA 26 NOVAMBRA 2025. #Madagascar

Сколиоз в Казахстане: правда, о которой молчат врачи и целители

Сколиоз в Казахстане: правда, о которой молчат врачи и целители

Наш ответ стяжателям! Как приобрести квартиру, машину, дубленку и маленькую собачонку?

Наш ответ стяжателям! Как приобрести квартиру, машину, дубленку и маленькую собачонку?

5 способов избежать кризиса идентичности || Апостол Михаил Орокпо

5 способов избежать кризиса идентичности || Апостол Михаил Орокпо

© 2025 dtub. Все права защищены.



  • Контакты
  • О нас
  • Политика конфиденциальности



Контакты для правообладателей: [email protected]