Популярное

Музыка Кино и Анимация Автомобили Животные Спорт Путешествия Игры Юмор

Интересные видео

2025 Сериалы Трейлеры Новости Как сделать Видеоуроки Diy своими руками

Топ запросов

смотреть а4 schoolboy runaway турецкий сериал смотреть мультфильмы эдисон
dTub
Скачать

Tanjona Randrianarivelo & Melky - Tafiako (Lyrics by HIRA TIAKO)

Автор: HIRA TIAKO

Загружено: 2025-05-09

Просмотров: 69286

Описание:

Tanjona Randrianarivelo & Melky - Tafiako

Artiste : Tanjona Randrianarivelo & Melky
Titre : Tafiako

Tanjona R:
Raha ny sitrapoko dia ho anao izao rehetra 'zao.
Dia ho alaiko ny volana ho ataonao kilalao,
Kanefa tsy tafa, fa fitiavana no hany mba hananako...Tiako ho zaraina aminao.

Melky :
Raha hoe tambitamby, za koa mba manana,
Ho ravahako tsiky ny eny amin'ny tavanao,
Sitraniko ireo fery, tsy asiako na olatra tavela ao am-ponao,
Ao an-dapan'ny fitia tsika no hilalao,

Melky & Tanjona R :
Tafiako ny herin'ny fitiavako ianao raha toa sitrakao,
Dia hifameno izay ao am-potsika tsy hifandao,
Malalako ianao ka tsy avelako hisy handratra fa ho arovako,
Tsy hananako maro f'ianao ilay tokako.

Melky :
Dia aza tsiny ra toa ka saropiaro,
Fa fitiavana daholo no mahatonga an'izay,
Ianao ana irery, tsy avelako hisy handratra fa ho arovako,
Eo ambany fitiavanao no fialofako.

Tanjona R :
Tsy hanome tsiny aho, fitiavana daholo izany,
Za koa indraindray mety mba hanao ohatr'izany,
Ianao ana irery, za anao rery,
Tsika miaraka no mahery eh eh,
Ianao irery ihany dia ampy.

Melky & Tanjona R :
Tafiako ny herin'ny fitiavako ianao raha toa sitrakao,
Dia hifameno izay ao am-potsika tsy hifandao,
Malalako ianao ka tsy avelako hisy handratra fa ho arovako,
Tsy hananako maro f'ianao ilay tokako.

Melky & Tanjona :
Tafiako ny hery,
Dia hifameno,
Malalako ianao Ka tsy avelako hisy handratra fa ho arovako...


Abonnez-vous à notre chaîne YouTube pour suivre les nouveautés et actualités

Nos playlists sur Spotify :

🎧 AFRO MUSIC | MALAGASY PLAYLIST : https://spoti.fi/3bR29gn
🎧 MEILLEURS SLOW GASY - Playlist : https://spoti.fi/3PlUwwb
🎧 AMBIANCE TROPICALE - DESTINATION MALAGASY : https://spoti.fi/3fC2162
🎧 AFRO ZOUK - KOMPA - KIZOMBA : https://spoti.fi/3K8gcet
🎧 REGGEA - Best Of Malagasy Reggea : https://spoti.fi/3AiwTjY

Ecoutez les musiques originaux sur notre chaîne YouTube :

👉 Mia Precious - Anao tsy adigna :    • MIA PRECIOUS - ANAO TSY ADIGNA (Official V...  
👉 Kaëd - Namela hafatra :    • KAËD - NAMELA HAFATRA (Official Video 2023)  
👉 Chantal & Mah'Her - Décidé :    • MAH'HER & CHANTAL - DÉCIDÉ (Clip Officiel ...  
👉 Willy & Nina's - Mbola hifankahita :    • WILLY feat NINA'S - MBOLA HIFANKAHITA (Nou...  
👉 Jolicia - Am le oui :    • JOLICIA - @LE OUI (Clip Officiel 2022)  

Nos playlists sur YouTube

🎥 Emission spécial TY 'OE RAHA ZEGNY
   • Emission TY 'OE RAHA ZEGNY  

🎥 La Voix d'Or 7è Edition
   • La Voix D'Or 7è Edition 2023  

🎥 Lyrics créés par HIRA TIAKO
   • Lyrics  

🎥 Festival Somarôho 10è Edition
   • FESTIVAL SOMARÔHO 10è édition  

🎥 Les Nouveautés Gasy 2023
   • NOUVEAUTE GASY 2023  


Suivez-nous sur les autres réseaux

▶️ Facebook : https://fb.me/hiratiako​
▶️ YouTube : http://bit.ly/398luDr​
▶️ Instagram :   / mhiratiako​  
▶️ SoundCloud :   / hira-tiako  
▶️ Site web : https://www.lamozika.com

#hiratiako
#nouveautegasy2025

Tanjona Randrianarivelo & Melky - Tafiako  (Lyrics by HIRA TIAKO)

Поделиться в:

Доступные форматы для скачивания:

Скачать видео mp4

  • Информация по загрузке:

Скачать аудио mp3

Похожие видео

Tanjona Randrianarivelo x Melky - Tafiako ny Hery (Official Video)

Tanjona Randrianarivelo x Melky - Tafiako ny Hery (Official Video)

Tanjona Randrianarivelo - Tara-Pahazavana (Lyrics by HIRA TIAKO)

Tanjona Randrianarivelo - Tara-Pahazavana (Lyrics by HIRA TIAKO)

Tantara Malagasy - SAKAIZA (Tantaran'i Radio Don Bosco) 👍❤ABONNEO NY PEJY TSIKA💕

Tantara Malagasy - SAKAIZA (Tantaran'i Radio Don Bosco) 👍❤ABONNEO NY PEJY TSIKA💕

Tanjona Randrianarivelo - Safidy (Clip officiel)

Tanjona Randrianarivelo - Safidy (Clip officiel)

Bodo & Poopy - Medley

Bodo & Poopy - Medley

THE BEST MUSIC IN RAK ROOTS  (playlist rak roots)

THE BEST MUSIC IN RAK ROOTS (playlist rak roots)

HAFA MIHITSY | REKO

HAFA MIHITSY | REKO

Magnat & Feoctist feat. Pavel Stratan - Eu Beu / 3 Pahare [Official Video 2025]

Magnat & Feoctist feat. Pavel Stratan - Eu Beu / 3 Pahare [Official Video 2025]

Mamina sy Ravaka - Lapa Vaovao [Lyrics]

Mamina sy Ravaka - Lapa Vaovao [Lyrics]

Skaiz - Hitety fotoana (Directed by Tsilavina R La St'art Project2025)

Skaiz - Hitety fotoana (Directed by Tsilavina R La St'art Project2025)

Mamina & Ravaka - Tena tiako ianao (Official Video)

Mamina & Ravaka - Tena tiako ianao (Official Video)

Joseph d'Af - Rahoviana

Joseph d'Af - Rahoviana

Tanjona Randrianarivelo - Tohatra (clip officiel)

Tanjona Randrianarivelo - Tohatra (clip officiel)

Welvi Waves - Tiako tia za ( Clip officiel 2019 ) ( By Cassidi Riccardo )

Welvi Waves - Tiako tia za ( Clip officiel 2019 ) ( By Cassidi Riccardo )

HAFANANA - Nate Tex ©2024

HAFANANA - Nate Tex ©2024

OLADAD - SESILY (NOUVEAUTE CLIP GASY 2022)

OLADAD - SESILY (NOUVEAUTE CLIP GASY 2022)

Spydee  - Tsy mila hafa (Official music video HD)

Spydee - Tsy mila hafa (Official music video HD)

NJARA MARCEL - IHAFIAKO (Official Video)

NJARA MARCEL - IHAFIAKO (Official Video)

Tanjona Randrianarivelo - Ahoana marina moa ( clip officiel)

Tanjona Randrianarivelo - Ahoana marina moa ( clip officiel)

Za fa tsy afaky  -  Princia  ( Cover by Ravaka )

Za fa tsy afaky - Princia ( Cover by Ravaka )

© 2025 dtub. Все права защищены.



  • Контакты
  • О нас
  • Политика конфиденциальности



Контакты для правообладателей: [email protected]