Karaoke IAO (RAISO AMIN-KAFALIANA) - ROSSY
Автор: Gasy Karaoke FLUO
Загружено: 2024-12-20
Просмотров: 3632
IAO (RAISO AMIN-KAFALIANA)
#karaokegasy #gasykaraoke #hiramalagasy
Tononkira - Paroles - Texte - Lyrics
Notahian-janahary
ka arahabaina re!
Tsy naharofy, tsy narary
Vaovao ny taona
ka dia misaora re!
Misaora an'ilay Nahary.
Raiso amin-kafaliana izy e!
Fa tonga a!
Ia, ia ia ia ô! Ia ô ia ô
Raiso amin-kafaliana izy e! fa tonga a!
Zaza nandao
Ray aman-dReny nania
Nanadino
ny niaviagna a!
Enga anie mba hiverina
amin'ity taona ity!
Ka hahatsiaro
ny fianakaviany e!
Raiso amin-kafaliana izy e! fa tonga a!
Ia, ia ia ia ô! Ia ô ia ô
Raiso amin-kafaliana izy e! fa tonga a!
Mpivady nisitaka fa nifamaly
Niverina ihany ela ny ela
Hafa ny anio hafa ny omaly
Izay lasa dia lasa andeha hifamela
Raiso amin-kafaliana izy e! fa tonga a!
ROSSY
Доступные форматы для скачивания:
Скачать видео mp4
-
Информация по загрузке: