SABINAH par Bebey, Benny, RaDom, Lova, Sefo et Lolo SY
Автор: Lolo Sy Ny Tariny
Загружено: 2015-09-14
Просмотров: 58798
"Delestage" (Coupure généralisée quotidienne de l'électricité à Antananarivo) pendant la répétition à 2 jours du concert au Coliseum en Aout 2015.
Nous avons alors chanté simplement sous une lampe à piles avec nos tambours et guitares acoustiques.
Une chanson composée par Bebey il y a des dizaines d' années, super moment que nous vous partageons affectueusement ici.
L'histoire de Sabinah de Mananjary qui a accouché d' un fils et attend son mari parti à la chasse.
SABINAH
Tera-dahy Sabinah
Aza ny aban'i tsaika e
Hisaorana ny zanahary e
Ny aban'i zaza tsy ao
Fa lasa nanafo any an'ala
Ny amboa aza lasany tany
Hihaza 'lay trandraka ho ahy
raha mody ny aban'ny zaza
Mitondra longoza sy vary
omeko ny zanako izany
Akory ianareo mbarakaly
Izaho dia salama tsara
Ny aban'i zaza tsy ao
Fa lasa nanafo any an'ala
Ny amboa aza lasany tany
Raha mody ny aban'ny zaza
Mandalo ao amin' i Leeng sinoa
Mitondra ronono amin'ny boaty e
Omeko ny zanako izany
Akory ianareo mbarakaly
Izaho dia salama tsara
Paroles et musique : RAKOTOMANGA Bebey
Доступные форматы для скачивания:
Скачать видео mp4
-
Информация по загрузке: