Delire Madagascar : MANONDROALA
Автор: rakotomiarintsoa nirina
Загружено: 2022-10-10
Просмотров: 22
MANONDROALA: Manamora ny fanarahamaso ny fitantanana ny ala ny famokarana tao-sarintany
Mampiofana momba ny famokarana tao-sarintany sy ny fampiasana azy. Malaza tato ato ny doro ala. Manampy amin’ny famaritana ireo tebok’afo, ny fihitaran’ny afo, ny velarantany misy ala ny sarin-tany vokarina avy amin’ny sary avy amin’ny zana-bolana. Azo arahin’ny besinimaro maso isan’andro ihany koa ny fivoarany izany. Nifampitaona teny amin’ny Akademia Malagasy Tsimbazaza nandritra ny hetsika “MiaraManondroAla 2022” notanterahina ny 07 sy ny 08 oktobra 2022 ireo mpisehatra amin’ny famokarana tao-sarintany.
Доступные форматы для скачивания:
Скачать видео mp4
-
Информация по загрузке: