“Mamirapiratra” de ZMG Par Betsy Canada/ Kidodo 2.0
Автор: ahabnar
Загружено: 2025-01-10
Просмотров: 935
“Mamirapiratra” de ZMG
Par Betsy Canada/ Kidodo 2.0
:;: 1. Ny zanan’ny Malala eh (Heeee!)
Ny zanan’ny Malala eh (Heeee!)
Mamirampiratse, ny zanan’ny Malala eh
Mamirampiratse, ny zanan’ny Malala eh
Oyaaah! :;:
2. Ny volon’ny Malala eh (Heeee!)
Ny volon’ny Malala eh (Heeee!)
Mamirampiratse, ny volon’ny Malala eh
Mamirampiratse, ny volon’ny Malala eh
Oyaaah!
3. Ny mason’ny Malala eh (Heeee!)
Ny mason’ny Malala eh (Heeee!)
Mamirampiratse, ny mason’ny Malala eh
Mamirampiratse, ny mason’ny Malala eh
Oyaaah!
Feonkira….
4. Ny nifin’ny Malala eh (Heeee!)
Ny nifin’ny Malala eh (Heeee!)
Mamirampiratse, ny nifin’ny Malala eh
Mamirampiratse, ny nifin’ny Malala eh
Io raaah!
5. Ny akanjon’ny Malala eh (Heeee!)
Ny akanjon’ny Malala eh (Heeee!)
Mamirampiratse, ny akanjon’ny Malala eh
Mamirampiratse, ny akanjon’ny Malala eh
Oyaaah!
Feonkira….
:;: 6.Mamirampiratse (Heeee!),
Mamirampiratse (Heeee!)
So Mamirampiratse, ny tavan’ny Malala eh
Mamirampiratse, ny tavan’ny Malala eh
Io raaah! :;:
Eeeeh! …..
Mamirapiratsa aby lehy raha!
Io, Io, Io, Io,….
Hummm….
Saotsa Rangahy ah!
Saotsa Rangahy ah!
Tano! Tano! Tano!
Aza avela!
Sary:
Picasary Photography
Sylvie R.
Montage:
Montréal en Couleur by ahabnar
Доступные форматы для скачивания:
Скачать видео mp4
-
Информация по загрузке: