Популярное

Музыка Кино и Анимация Автомобили Животные Спорт Путешествия Игры Юмор

Интересные видео

2025 Сериалы Трейлеры Новости Как сделать Видеоуроки Diy своими руками

Топ запросов

смотреть а4 schoolboy runaway турецкий сериал смотреть мультфильмы эдисон
dTub
Скачать

Sombiniaina ft. Mélanie Walker - Mandrakizay (official video)

Автор: Sombiniaina Fotsiny

Загружено: 2021-09-11

Просмотров: 3933

Описание:

Paroles :
Sombiniaina
Izaho fa ny anao
Izaho tsy iala anao

Mélanie
Efa hatramin’ny voalohany isika roa efa nahakobo hoe
tsy maintsy misy foana ny ohatr’izao
Ray amandrenintsika roa tsy mankatoa hoe
tsy mitovy anay hono ianao
Fa samy tsy mahafoy, mafana fo be,
tsisy tia iala na zaho na ianao
Fiarahamonina efa makobo hoe,
tsika roa samy mafy loha be,
ka izay tiantsika no natao
Efa nivoady ny tsy hamela anao irery eh,
rehefa eo ianao izaho matoky fa tsy ho very
Ireo fotoana sy ireo toky efa nomena eh
Izaho mino atsika roa tsy mila manantena eh

Refrain :
Sombinaina
Izaho fa ny anao, iha fa ninakay
Izaho tsy iala anao ndre maro malay
Vavan’olo tsy ahoako tsy iasako say, tsy iasako say, tsy iasako say

Mélanie
Izaho efa ano ianao ana ndray eh
Efa eo ianao dia tsisy ankotr’izay eh
Raha izaho no andrasanao dia ho mandrakizay eh, mandrakizay eh, mandrakizay eh

Sombiniana
Izaho ataon’dro fa adala,
Rasta mpifoka jamala
Tsy an’asa tsisy drala
Ça fait tsy haindreo ilay raha
Malio eritreritry malio fagnahiko,
fa iha avao ro haiko
Resak ‘olo zao tsy jajiniko
tsy ataoko amparary ny saiko
Na iha tsy tiandreo, izaho tia anao
Fa Iha tsy valindreo, izaho ro hanambaly anao
Na ino resaka eo, izaho fa mahay anao
Volagniko amindreo , maty izay malaigny anao
Laha fa mokotry reo mieny eh
Lafa afara reo haneny eh
Fa iha ka magnahy le neny eh
Fa efa hainao, efa hainao

Refrain

Sombiniaina
Na iha tsy tiandreo, izaho tia anao
Fa Iha tsy valindreo, izaho ro hanambaly anao
Na ino resaka eo, izaho fa mahay anao
Volagniko amindreo , maty izay malaigny anao

Refrain

Sombiniaina ft. Mélanie Walker - Mandrakizay (official video)

Поделиться в:

Доступные форматы для скачивания:

Скачать видео mp4

  • Информация по загрузке:

Скачать аудио mp3

Похожие видео

TEEJAY JERRY Feat.  MELANIE WALKER - IANAO IRERY (Clip Officiel HD)

TEEJAY JERRY Feat. MELANIE WALKER - IANAO IRERY (Clip Officiel HD)

STAND UP SOMBINIAINA - LE Ji D DREAM'IN

STAND UP SOMBINIAINA - LE Ji D DREAM'IN

ПЛОХИЕ НОВОСТИ ДЛЯ КИЕВА ❗

ПЛОХИЕ НОВОСТИ ДЛЯ КИЕВА ❗

Настоящие Супергерои, Снятые на Камеру

Настоящие Супергерои, Снятые на Камеру

Niu Raza - Arendrina Taratasy (prod. by Teints Record) (Official Video)

Niu Raza - Arendrina Taratasy (prod. by Teints Record) (Official Video)

Sombiniaina et Rapo Atlas - Petit Problème de Confinement (parodie)

Sombiniaina et Rapo Atlas - Petit Problème de Confinement (parodie)

PRINS AIMIIX ft MELANIE WALKER - Efa sitrana (Audio Officiel)

PRINS AIMIIX ft MELANIE WALKER - Efa sitrana (Audio Officiel)

ALALÁ - Nilef'i Man (Live Session)

ALALÁ - Nilef'i Man (Live Session)

TSIKA GASY  ( vidéo en malgache)

TSIKA GASY ( vidéo en malgache)

Как описана ВТОРАЯ МИРОВАЯ в учебниках ЯПОНИИ

Как описана ВТОРАЯ МИРОВАЯ в учебниках ЯПОНИИ

Mélanie Walker - Tsy ho ahy ft. LADEN Beatz (Clip Officiel) 2023

Mélanie Walker - Tsy ho ahy ft. LADEN Beatz (Clip Officiel) 2023

Мужик украл карася, Муму и Герасим, Участковый Сюткин, У губ твоих конфетный вкус - КВН ДАЛС

Мужик украл карася, Муму и Герасим, Участковый Сюткин, У губ твоих конфетный вкус - КВН ДАЛС

Rahovina Ihany [ Mélanie Walker _Cymci ]

Rahovina Ihany [ Mélanie Walker _Cymci ]

CYEMCI feat. Basta Lion & Melanie Walker - HIGH LEVEL (Clip Officiel)

CYEMCI feat. Basta Lion & Melanie Walker - HIGH LEVEL (Clip Officiel)

RIVERA - FITIAVAGNA TSY NAMBOLEGNY (Lyrics / Tononkira)

RIVERA - FITIAVAGNA TSY NAMBOLEGNY (Lyrics / Tononkira)

Sombiniaina - Show au StarVanLive#2 - INTÉGRAL

Sombiniaina - Show au StarVanLive#2 - INTÉGRAL

Best Of Torak'hehy #nyrimage #torakhehy #fouhehy

Best Of Torak'hehy #nyrimage #torakhehy #fouhehy

Farao  -   Vady anjara (NOUVEAUTE CLIP GASY 2021)

Farao - Vady anjara (NOUVEAUTE CLIP GASY 2021)

MELANIE WALKER - Aleo Ho Any [Official Clip Video]

MELANIE WALKER - Aleo Ho Any [Official Clip Video]

Apollo G - Bua ft. Puto Fox (Official Video) Prod by. Mr Marley

Apollo G - Bua ft. Puto Fox (Official Video) Prod by. Mr Marley

© 2025 dtub. Все права защищены.



  • Контакты
  • О нас
  • Политика конфиденциальности



Контакты для правообладателей: [email protected]