Популярное

Музыка Кино и Анимация Автомобили Животные Спорт Путешествия Игры Юмор

Интересные видео

2025 Сериалы Трейлеры Новости Как сделать Видеоуроки Diy своими руками

Топ запросов

смотреть а4 schoolboy runaway турецкий сериал смотреть мультфильмы эдисон
dTub
Скачать

Soatanana_Ny Baiboly

Автор: Loterana-Malagasy ZFLM

Загружено: 2021-07-13

Просмотров: 3190

Описание:

"NY BAIBOLY"

Ny Baiboly re dia zava-tsoa tokoa
Zava-maminay fa nahitanay soa
Ka derao ary sy ataovy an-kira hoe
Ny Baiboly re dia zava-tsoa tokoa
Ny Baiboly no mampiray
Ny fon'ny maro mba ho tonga iray

Ny Baiboly re dia zava-tsoa tokoa
Zava-maminay fa nahitanay soa
Ka derao ary sy ataovy an-kira hoe
Ny Baiboly re dia zava-tsoa tokoa

Jereo kely ange itony soa be
Zay manerana ity Nosy makadiribe
Ka derao ary sy ataovy an-kira hoe
Ny Baiboly re dia zava-tsoa tokoa
Ny Baiboly no nampisava
Ny aizim-be

Ny Baiboly re dia zava-tsoa tokoa
Zava-maminay fa nahitanay soa
Ka derao ary sy ataovy an-kira hoe
Ny Baiboly re dia zava-tsoa tokoa

Hevero kely ange isika vory izao
Fa mpanompo sampy avokoa teo aloha
Nefa niova izao ho kristianina
Ny Baiboly re dia zava-tsoa tokoa
Ny Baiboly no sabatra
Ho entinay ho fandresena

Ny Baiboly re dia zava-tsoa tokoa
Zava-maminay fa nahitanay soa
Ka derao ary sy ataovy an-kira hoe
Ny Baiboly re dia zava-tsoa tokoa

Diniho kely ange ny fomba fahizay
Fa sikidy, ody samihafa no notompoinay
Fa ankehitriny dia ny Baiboly indray
No manjaka eto an-tanindrazanay
Ny Baiboly, io ihany
No nandresy ireo rehetra ireo

Ny Baiboly re dia zava-tsoa tokoa
Zava-maminay fa nahitanay soa
Ka derao ary sy ataovy an-kira hoe
Ny Baiboly re dia zava-tsoa tokoa

Ny Baiboly re dia zava-tsoa tokoa
Fa mampanantena anay fiainana mandrakizay
Fa hilaozana ty tany miova ity
Fa misy lanitra tsy mety miova ary
Ny tenin'ny Baiboly
No iankinan'ny fiainanay rahatrizay

Ny Baiboly re dia zava-tsoa tokoa
Zava-maminay fa nahitanay soa
Ka derao ary sy ataovy an-kira hoe
Ny Baiboly re dia zava-tsoa tokoa

Source: YouTube video Isantaona 2020 Tobilehibe SOATANANA FFPM

Soatanana_Ny Baiboly

Поделиться в:

Доступные форматы для скачивания:

Скачать видео mp4

  • Информация по загрузке:

Скачать аудио mp3

Похожие видео

VTS 09 1

VTS 09 1

FFPM 438 – Avia, Jehovah Tomponay

FFPM 438 – Avia, Jehovah Tomponay

Ry Ray aman-dReny; Tanora Fifohazana FFSM Tsarahonenana

Ry Ray aman-dReny; Tanora Fifohazana FFSM Tsarahonenana

Matoa gny olo mifiopioka JMJ MADA 9 (Tanora Toliara)

Matoa gny olo mifiopioka JMJ MADA 9 (Tanora Toliara)

𝐉𝐞𝐬𝐨𝐬𝐲 𝐨! 𝐑𝐚𝐡𝐨𝐯𝐢𝐚𝐧𝐚 𝐢𝐭𝐲 𝐬𝐚𝐦𝐛𝐨𝐤𝐨 𝐢𝐭𝐲 | Mpianatra Hira Madinika Soatanàna.

𝐉𝐞𝐬𝐨𝐬𝐲 𝐨! 𝐑𝐚𝐡𝐨𝐯𝐢𝐚𝐧𝐚 𝐢𝐭𝐲 𝐬𝐚𝐦𝐛𝐨𝐤𝐨 𝐢𝐭𝐲 | Mpianatra Hira Madinika Soatanàna.

KTKT - Daniela

KTKT - Daniela

FFPM 632 – Ampianaro aho, Tompo, mba hiambina

FFPM 632 – Ampianaro aho, Tompo, mba hiambina

Fanantenana ho an'ny mino - TANORA FFSM TSARAHONENANA

Fanantenana ho an'ny mino - TANORA FFSM TSARAHONENANA

Hahereto Ny Jiro : SLKM Moria Bemasoandro Itaosy

Hahereto Ny Jiro : SLKM Moria Bemasoandro Itaosy

Inona re no atakaloko (FFPM 499)

Inona re no atakaloko (FFPM 499)

Fihirana FFSM 443:

Fihirana FFSM 443: "Andriamanitra Ray sy Zanaka " (by TANORA MANAOTSARA )

He zava-tsoa no re aty

He zava-tsoa no re aty

Soatanana Fifohazana

Soatanana Fifohazana

Tanora MHMS : Andriamanitra ô! (Fifohazana Soatanàna)

Tanora MHMS : Andriamanitra ô! (Fifohazana Soatanàna)

SOATANANA  Madagascar

SOATANANA Madagascar

FFPM 210 – Zava-tsoa tokoa ny fitsipikao Version CHOEUR d'Homme

FFPM 210 – Zava-tsoa tokoa ny fitsipikao Version CHOEUR d'Homme

NY ANARANAO - JAOJOBY ft TGC

NY ANARANAO - JAOJOBY ft TGC

Fihirana fifohazana 316 Faingana, ajoroy ny faneva re

Fihirana fifohazana 316 Faingana, ajoroy ny faneva re

FFPM : 731 - Enga anie ka homba anao Jeso - God be with you till we meet again

FFPM : 731 - Enga anie ka homba anao Jeso - God be with you till we meet again

Dia hiseo ny voninahiny ny tsantan'ny famonjena

Dia hiseo ny voninahiny ny tsantan'ny famonjena

© 2025 dtub. Все права защищены.



  • Контакты
  • О нас
  • Политика конфиденциальности



Контакты для правообладателей: [email protected]