Mandalo ny fiainana eto an tany Hugues Rakotomalala clip vidéo gasy
Автор: hugues Rakotomalala
Загружено: 2022-03-31
Просмотров: 832
👉🎧👈 MANDALO NY FIAINANA ETO AN-TANY
Mandalo ny fiainana eto an-tany, tsy misy tompon'ny ampitso
Mitomany ianao androany, rahampitso mbola hifaly izay 'lay eto an-tany
Androany ianao matanjaka, rahampitso mety ho ketraka, izay ilay fiainana
fa ho aiza moa isika ity, raha toa ka hifarana ny dia
tsy hanampy anao ireo harena izay nifanenjahantsika tety
fa miandry anao Jesoa kristy, mba handraisanao azy
Izy hanome fiadanam-po fitsaharana tokoa, ho an'ireo izay azy.
Доступные форматы для скачивания:
Скачать видео mp4
-
Информация по загрузке: