Johasina
Hitantara ny fiananao miaraka amin'ny Soul!
Hatramin'ny faha 14 taonany izy no nihira sy namoron-kira ary namorona ny tarika First Truth sy Rai'ian. Gadona pop rock no tena nataony tamin'izany.
Taty amin'ny faha 19 taonany izy no nandeha irery ary namoahany ny hira Fahatsiarovana tamin'ny 2016. Nivoaka tsikelikely taty aoriana ireo hira nahafantarana azy ahitàna an'i Andao hihaona, papango, Miverena, Aza mangarika, omeo fijery mamy, Revin-gadra, Fitia tsotra izao, Raozy. Tamin'ny 2020 dia nominé tao amin'ny RDJ mozika i Johasina tamin'ilay hirany Revin-gadra. Ny septambra 2023 no nivoaka ny rakikirany voalohany mitondra ny lohateny hoe : Tsy revin-gadra intsony ilay tour ary ny septambra 2023 hatramin'ny novambra 2023 izy no nanao ny Album Tour.
Ny Janoary 2024 no "nomine" tao amin'ny RDJ Mozika indray i Johasina tamin'ilay hirany Raozy.
Nominé tao amin'ny RDJ Mozika ihnay koa i Johasina tamin'ilay hira Feno loko sy angamba akia.
Johasina. - Miandry eto aho.
Johasina. - Sarimihetsika.
Johasina. - Tsy fantany intsony.
Johasina. - Voady (Tsy revin-gadra Tour 2023)
Johasina. - angamba akia.
Johasina - Fahatsiarovana (Live tao Sambalia ny 14/10/2023)
Iza moa Johasina? Tsy revin-gadra intsony Tour
Johasina - Feno loko (Tononkira)
Johasina - Lefona
Johasina - Raozy ft. Krutambull
Johasina - Fitia tsotra izao ft. Jaws band
Johasina - Papango (Live teny @ la Seine Musicale)
Johasina - Revin - gadra
Johasina - Omeo fijery mamy
Johasina - Drive your Funky soul - L'étage - Paris - 24/04/2019
Johasina - My world needs you (KIRK FRANKLIN Cover)
Johasina - Aza Mangarika
Johasina - Miverena ft Nomena
Johasina - Papango
Johasina - Andao Hihaona
Johasina - Fahatsiarovana
Johasina - One for all (cover Tuck and Patti)