Johasina. - Miandry eto aho.
Автор: Johasina
Загружено: 2025-08-28
Просмотров: 2012
#Johasina #miandryetoaho #oronantsaryofisialy #angambakiaEP #Soulmalagasy #Soulgasy #sarimihetsikamalagasy
Oronantsary ofisialin'ny Miandry eto aho
Vidio ny tapakilanao amin'ilay LIVE ao amin'ny IVOKOLO ny Sabotsy 6 Septambra 2025 amin'ny 2 ora tolakandro!
Singa fahefatra avy ao amin'ilay EP angamba akia.
Araho ny vaovao rehetra momba ahy sy ny mozika ataoko amin'ireto rohy ireto:
Facebook: / johasinamusic
Instagram: / johasina.music
TikTok: / johasina
___________________________________________________
MOZIKA
A/C & Mpihira & feo lafika : Johasina
Aponga maroa anaka: Maminiavo Eleazara Zazah
Gitara & Beso : Manitra RABARISOA
Studio: MiouSonor & JPROD
Miksazy sy masterinina: Miousonor
___________________________________________________
ORONANTSARY
Color grading & Fandrafetana: Jules NAVARRO
Lôzistika: Voary Fy
Kamera: Danila TISH
_______________________________________________________
TOERANA: NEW YORK CITYYYYYYY
_______________________________________________________
Tononkira
Ho rakofako lamba ireo, teny maminao
Mba hanafana ahy rehefa, tady hangatsika
Rehefa miaina ora mamy isika, dia hitady tady aho
Hamatorako izao, fotoana mamy izao,
Hoooo, ho aiza
Miandry eto aho
Hoooo, ho aiza
Miandry eto aho
Na tsy mbola vonona ianao,
Na tsy mbola rarahinao
Miandry eto aho
Na tsy mbola tia ahy ianao,
Na ivadibadika ianao
Miandry eto aho
Ho lanjaiko irery ny alahelo, rehefa mahita anao
Mitety izao rehetra izao, mihaza ny silakao
Mino aho, anjaranao aho, raha tsy eto an-tany
Dia any an-danitra any, no hiara hitomany
O O O ho aiza
Miandry eto aho
O O O ho aiza
Miandry eto aho
Na tsy mbola vonona ianao,
Na tsy mbola rarahinao
Miandry eto aho
Na tsy mbola tia ahy ianao,
Na ivadibadika ianao
Solo gitara
Hoooo, ho aiza
Miandry eto aho
Hoooo, ho aiza
Miandry eto aho
Na tsy mbola vonona ianao,
Na tsy mbola rarahinao
Miandry eto aho
Na tsy mbola tia ahy ianao,
Na ivadibadika ianao
Доступные форматы для скачивания:
Скачать видео mp4
-
Информация по загрузке: