Популярное

Музыка Кино и Анимация Автомобили Животные Спорт Путешествия Игры Юмор

Интересные видео

2025 Сериалы Трейлеры Новости Как сделать Видеоуроки Diy своими руками

Топ запросов

смотреть а4 schoolboy runaway турецкий сериал смотреть мультфильмы эдисон
dTub
Скачать

Sakafo Malagasy: homemade sausage / Fanamboarana saosisy

Автор: Ramonjy Tsiory

Загружено: 2015-12-09

Просмотров: 19954

Описание:

Fanamboarana saosisy
Betsaka tokoa ireo olona te ahafantatra ny fomba fanaovana ireny saosisy ireny. Tsy vitsy no mihevitra fa sarotra dia sarotra no manatontosa azy kanefa anisan’ny sakafo faran’izay mora atao ary vitanao ao an--tranonao izy ity.
Raha manaraka ny horonantsary ianao dia ahita fa hena mbola tsy voatoto no ampiasainay eto. Afaka mifidy toton-kena avy hatrany anefa ianao ary afangaro fotsiny ny henan-kisoa sy hen’omby avy eo. Vao maika ary moa manamora ny asanao izany. Tsara ihany koa raha mba asiana hanitra kely ny sakafonao ka izany toy ny dipoavatra. Eto moa tsy nasiana ny ahy satria lany ny dipoavatra tato an-trano.
Rehefa manasesika ny saosisy ianao dia afaka asinao menaka kely lay tsinain-kena (kisoa, omby) mba tsy ahamaisatra azy loatra.
Izay indray ary aloha ny androany fa dia araho finaritra ny horonan-tsary.
Neny

Sakafo Malagasy:  homemade sausage / Fanamboarana saosisy

Поделиться в:

Доступные форматы для скачивания:

Скачать видео mp4

  • Информация по загрузке:

Скачать аудио mp3

Похожие видео

GASY FOMBA KOBA NY TALATA NY  11 DESAMBRA 2016

GASY FOMBA KOBA NY TALATA NY 11 DESAMBRA 2016

Roast Turkey Factory: How Millions of Roast Turkey Are Made in a Factory (Full Process)

Roast Turkey Factory: How Millions of Roast Turkey Are Made in a Factory (Full Process)

Recette - CHAR SIU - BBQ Chinese Pork Recipe - 叉燒 - HeyLittleJean

Recette - CHAR SIU - BBQ Chinese Pork Recipe - 叉燒 - HeyLittleJean

Recette Boucherie Charcuterie -  Saucisse Naturel recette à l’ancienne de Fifi le boucher Cévenol

Recette Boucherie Charcuterie - Saucisse Naturel recette à l’ancienne de Fifi le boucher Cévenol

Bratwurst selber machen - Schritt-Für-Schritt Komplettanleitung für Beginner

Bratwurst selber machen - Schritt-Für-Schritt Komplettanleitung für Beginner

FAIRE DES SAUCISSES MAISON 🌴 MAKE HOMEMADE SAUSAGES

FAIRE DES SAUCISSES MAISON 🌴 MAKE HOMEMADE SAUSAGES

Ravitoto Maison : Le Secret d'un Plat Malgache Authentique

Ravitoto Maison : Le Secret d'un Plat Malgache Authentique

Sakafo Malagasy, Akoho croquette

Sakafo Malagasy, Akoho croquette

Les Saucisses de MADAGASCAR sur KANAL AUSTRAL.TV

Les Saucisses de MADAGASCAR sur KANAL AUSTRAL.TV

TOP 10 SAKAFO MALAGASY

TOP 10 SAKAFO MALAGASY

TABLES DE MADA Akoho gasy nahandro malagasy sesika DU 25 JUIN 2022 BY KOLO TV

TABLES DE MADA Akoho gasy nahandro malagasy sesika DU 25 JUIN 2022 BY KOLO TV

SAUCISSES MAISON | Ail, Épicé, Fromage Bleu

SAUCISSES MAISON | Ail, Épicé, Fromage Bleu

Fampiofanana - Fiompiana Akoho fakana nofo (FTT)

Fampiofanana - Fiompiana Akoho fakana nofo (FTT)

saucisses chinoises lap cheong

saucisses chinoises lap cheong

Tantara Malagasy - VOADY TSY VOAHEFA II (Tantaran'i ACEEM) 👍❤ ABONNEO NY PEJY TSIKA💕

Tantara Malagasy - VOADY TSY VOAHEFA II (Tantaran'i ACEEM) 👍❤ ABONNEO NY PEJY TSIKA💕

RECETTE : Faire ses saucisses maison - Ile de la Réunion

RECETTE : Faire ses saucisses maison - Ile de la Réunion

QUE MANGE LES MALGACHES au petit Déjeuner - Sur KANAL AUSTRAL.TV

QUE MANGE LES MALGACHES au petit Déjeuner - Sur KANAL AUSTRAL.TV

recette merguez aux épices naturelles .

recette merguez aux épices naturelles .

RECETTE DE RAMANONAKA ( petit déjeuner Malgache)

RECETTE DE RAMANONAKA ( petit déjeuner Malgache)

#Ndao_Andramana_eh! S4:E11

#Ndao_Andramana_eh! S4:E11 "MAFILOTRA" miaraka amin'i Dina sy Sarah

© 2025 dtub. Все права защищены.



  • Контакты
  • О нас
  • Политика конфиденциальности



Контакты для правообладателей: [email protected]