AMORONY FO MADIO - Tarika Sedera (Lyrics)
Автор: Lyrics by Kalo
Загружено: 2024-01-08
Просмотров: 899
🎼AMORONY FO MADIO - Tarika Sedera🎼 (Lyrics)
Amorony fo madio aho Ry Tompo
mba hahaizako mankatoa ny didinao
Sy ahafahako manitsy ny diako
amin'izay lalan-kizorako
Amorony fo madio aho Ry Tompo
mba hahaizako mankatoa ny didinao
Sy ahafahako manitsy ny diako
amin'izay lalan-kizorako
Satria Ianao ihany anie
no Tompo Mpanjaka lehibe
Ny dera sy voninahitra
ho Anao Ry Tompo (Mpanjakan'ny lanitra)
Raha sendra hakivian'aho Ry Tompo
dia nangataka ny herin'ny fanahinao
Indro Ianao fa nampiarina ahy
ka nitondra ahy ho eo an-tongotrao
Raha sendra hakivian'aho Ry Tompo
dia nangataka ny herin'ny fanahinao
Indro Ianao fa nampiarina ahy
ka nitondra ahy ho eo an-tongotrao
Ny fiainako rehetra
ovaiko tsy misy fetra
Atolotro ny Tompo
Fa Izy no (Mpanjakan'ny foko)
Ny fiainako rehetra
ovaiko tsy misy fetra
Atolotro ny Tompo
Fa Izy no (Mpanjakan'ny foko)
💗
A/C : Aina Sedera
#LyricsbyKalo
Доступные форматы для скачивания:
Скачать видео mp4
-
Информация по загрузке: