Популярное

Музыка Кино и Анимация Автомобили Животные Спорт Путешествия Игры Юмор

Интересные видео

2025 Сериалы Трейлеры Новости Как сделать Видеоуроки Diy своими руками

Топ запросов

смотреть а4 schoolboy runaway турецкий сериал смотреть мультфильмы эдисон
dTub
Скачать

Karaoke AFA-PO - SOLIKA

Автор: Gasy Karaoke FLUO

Загружено: 2025-01-18

Просмотров: 3660

Описание:

AFA-PO
#karaokegasy #gasykaraoke #hiramalagasy
Tononkira - Paroles - Texte - Lyrics

Afa-po,
Tahaka ny fangala-piery
Tofoka,
ka dia hisaraka ihany

Aleoko
singan’ olo-manirery
Toy izay roa
ka hifampahory

Fantatrao
ny efa tsy fitiavako
Ka ny mety
dia misaraka ihany

Ka andeha vonjeo
ilay toeranao fahiny
Nakipaky ny sasany ianao
ka mba akipakay

Mba henoy
izay zavatra ho teneniko
Fa aza dia
sendaotra ambony ihany

Na tsy tianao aza ny tenako,
Nderamatoa o!
Ny soa nifanaovana
ataovy ao an-tsaina

Ianao
ny namoizako ny hafa
Ianao
no efa nantenaiko

Avelao aho
mba hialokaloka eto
Ny andro efa alina o,
ny tenako malemy

Nakipaky ny sasany ianao
ka mba akipakay

NAKA RABEMANANTSOA

Karaoke AFA-PO - SOLIKA

Поделиться в:

Доступные форматы для скачивания:

Скачать видео mp4

  • Информация по загрузке:

Скачать аудио mp3

Похожие видео

Solika: afa-po

Solika: afa-po

ento aho  REBIKA  KARAOKE

ento aho REBIKA KARAOKE

Sad Song Relaxing Music Sad

Sad Song Relaxing Music Sad

Always Remember Us This Way - Lady Gaga Best Karaoke Version With Lirics

Always Remember Us This Way - Lady Gaga Best Karaoke Version With Lirics

Karaoke KALON'NY FAHINY

Karaoke KALON'NY FAHINY

Karaoke gasy MEDLEY JENERALY

Karaoke gasy MEDLEY JENERALY

Karaoke gasy: Ny Railovy - Vonoy ny anarako

Karaoke gasy: Ny Railovy - Vonoy ny anarako

aza tsiny   AMBONDRONA KARAOKE

aza tsiny AMBONDRONA KARAOKE

VALIM BAVAKA - VHF - Karaoke

VALIM BAVAKA - VHF - Karaoke

Gasy Karaoké RY FOKO MITONIA - Bodo

Gasy Karaoké RY FOKO MITONIA - Bodo

Amorony fo madio Karaoke Ny mpitory

Amorony fo madio Karaoke Ny mpitory

ZEZEX - ANKOSO BOLAMENA (KARAOKE)

ZEZEX - ANKOSO BOLAMENA (KARAOKE)

Karaoke gasy  MEDLEY TAMBATRA REBIKA (Tsiaro an'i Rampal)

Karaoke gasy MEDLEY TAMBATRA REBIKA (Tsiaro an'i Rampal)

Solika   Arahaban Andriana Justin RAJORO SOLIKA Karaoke

Solika Arahaban Andriana Justin RAJORO SOLIKA Karaoke

За 2 танкера разнесли целый порт Одессы! 20 Искандеров и 100 Гераней ударили один за другим!

За 2 танкера разнесли целый порт Одессы! 20 Искандеров и 100 Гераней ударили один за другим!

Njakatiana - Mpakafy (karaoké)

Njakatiana - Mpakafy (karaoké)

ANAO NO NINDRAMIKO - Henri Ratsimbazafy ( Karaoké )

ANAO NO NINDRAMIKO - Henri Ratsimbazafy ( Karaoké )

Izay ratranao dia Feriko Eric Manana KARAOKE

Izay ratranao dia Feriko Eric Manana KARAOKE

Mahaleo - Jamba (Karaoké BZX)

Mahaleo - Jamba (Karaoké BZX)

Ejama Raha mba fantatrao mantsy

Ejama Raha mba fantatrao mantsy

© 2025 dtub. Все права защищены.



  • Контакты
  • О нас
  • Политика конфиденциальности



Контакты для правообладателей: [email protected]