Популярное

Музыка Кино и Анимация Автомобили Животные Спорт Путешествия Игры Юмор

Интересные видео

2025 Сериалы Трейлеры Новости Как сделать Видеоуроки Diy своими руками

Топ запросов

смотреть а4 schoolboy runaway турецкий сериал смотреть мультфильмы эдисон
dTub
Скачать

MIVERENA AMIN'NY TOMPO - Groupe Dolifa (Lyrics)

Автор: Lyrics by Kalo

Загружено: 2025-10-07

Просмотров: 326

Описание:

🌿MIVERENA AMIN'NY TOMPO - Groupe Dolifa🌿 (Lyrics)

Miverena amin'ny Tompo
Ry Israely mpiodina ô
Fa Jehovah Ray mahery
No miantso ka avia
Tsy hampanjombona ny tavany
Tsy hitahiry fahatezerana
F'hamindrafo sy hiantra
Vonon-kandefitra

Koa ekeo ny helokao
Hibebao izay vitanao
Avia mpanota ô
Henoy 'zao antso izao
Ilay Rainao be fitiavana
Tsy miova, tsy mifindra
Fa miandry am-paharetana
Meteza re

Mpivahiny nanjenjena
Ka dia tap-idalan-kaleha
Efa reraka sy hana
Miverena re
Ho fenoin'Ilay Mpanjaka
Herim-po sy herim-panahy
Ny fiainana ho tafita
Matokia f'aza manahy

Koa ekeo ny helokao
Hibebao izay vitanao
Avia mpanota ô
Henoy 'zao antso izao
Ilay Rainao be fitiavana
Tsy miova, tsy mifindra
Fa miandry am-paharetana
Meteza re

Raha tonga ny andro malaza
Hisehoan'Ny Tompo tia
Dia hifaly isika hankalaza
Tody soa, tafita ny dia
Fa tsy hisy hampatahotra
Jesosy no eo anilanao
Ny loza dia ho lavitra
Tsisy sento, tsisy toreo

Koa ekeo ny helokao
Hibebao izay vitanao
Avia mpanota ô
Henoy 'zao antso izao
Ilay Rainao be fitiavana
Tsy miova, tsy mifindra
Fa miandry am-paharetana
Meteza re
Koa ekeo ny helokao
Hibebao izay vitanao
Avia mpanota ô
Henoy 'zao antso izao
Ilay Rainao be fitiavana
Tsy miova, tsy mifindra
Fa miandry am-paharetana
Meteza re
Meteza re
Meteza re
🛐
#LyricsbyKalo

MIVERENA AMIN'NY TOMPO - Groupe Dolifa (Lyrics)

Поделиться в:

Доступные форматы для скачивания:

Скачать видео mp4

  • Информация по загрузке:

Скачать аудио mp3

Похожие видео

ЭФИОПСКАЯ БИБЛИЯ раскрывает, что Иисус сказал своим ученикам после Своего воскресения | Мел Гибсон

ЭФИОПСКАЯ БИБЛИЯ раскрывает, что Иисус сказал своим ученикам после Своего воскресения | Мел Гибсон

FATRATRA LOATRA - Groupe Hir'Aina (Lyrics)

FATRATRA LOATRA - Groupe Hir'Aina (Lyrics)

😸 Лучшие смешные видео с животными для поднятия настроения! 🐈 Улыбнитесь! 🐱

😸 Лучшие смешные видео с животными для поднятия настроения! 🐈 Улыбнитесь! 🐱

Groupe Alison / Hiverina Aho

Groupe Alison / Hiverina Aho "hira advantista"

Naughty BiBi ran away take a bath and was punished by his daddy

Naughty BiBi ran away take a bath and was punished by his daddy

НАТО ударило по военной технике Киева || Потеря F-16

НАТО ударило по военной технике Киева || Потеря F-16

Самый лёгкий танец для новичков за 10 мин

Самый лёгкий танец для новичков за 10 мин

VAVAKA HO AN'NY TANINDRAZANA - Groupe Njatoson (Lyrics)

VAVAKA HO AN'NY TANINDRAZANA - Groupe Njatoson (Lyrics)

TADIDIKO - Groupe Hir'Aina (Lyrics)

TADIDIKO - Groupe Hir'Aina (Lyrics)

утренний обзор -  03.12.2025. ржя. deaf news. rsl

утренний обзор - 03.12.2025. ржя. deaf news. rsl

"Я НЕОЖИДАННО ПРИДУ" — "ДОРОГАЯ НЕВЕСТА ХРИСТА" "ЭТА ПЕСНЯ ДЛЯ ТЕБЯ" || Positive Logic Musik ®️

Самая Красивая Музыка В Мире 🌿 Послушайте Эту Музыку И Вам Станет Легче

Самая Красивая Музыка В Мире 🌿 Послушайте Эту Музыку И Вам Станет Легче

VAVAKA - Hanitr'i Kristy (Lyrics)

VAVAKA - Hanitr'i Kristy (Lyrics)

PRAWDZIWE KORZENIE DONALDA TUSKA. Reszczyński ujawnia!

PRAWDZIWE KORZENIE DONALDA TUSKA. Reszczyński ujawnia!

"𝐅𝐀𝐓𝐑𝐀𝐓𝐑𝐀 𝐋𝐎𝐀𝐓𝐑𝐀" - Groupe HIR'AINA

This potato dish will instantly impress everyone! I have never had a more delicious dinner!

This potato dish will instantly impress everyone! I have never had a more delicious dinner!

Поговори со мною, мама - Юлия Щербакова (cover Валентина Толкунова)

Поговори со мною, мама - Юлия Щербакова (cover Валентина Толкунова)

Не простительный грех.Дуайт Лайман Муди!

Не простительный грех.Дуайт Лайман Муди!

Группа Альфа - Суета

Группа Альфа - Суета

Он смеялся над религией: Пока ребёнок не сказал 9 слов

Он смеялся над религией: Пока ребёнок не сказал 9 слов

© 2025 dtub. Все права защищены.



  • Контакты
  • О нас
  • Политика конфиденциальности



Контакты для правообладателей: [email protected]