VLOG Kapsily #3 Olympiades Culturelles, Concert Grödash & Festival DagoMadness Beatz (Rap Gasy)
Автор: Kapsily
Загружено: 2024-05-29
Просмотров: 48
Kaiza daholo! Androany dia hiverina kely tamin'ny tontolo andron'ny asabotsy 25 Mai lasa teo isika miaraka amin'ity oronan-tsary 🎥 na VLOG kely ity 😁
Nisy ny Olympiades Culturelles izay nanomboka ny tapany maraina izay nahitana exposition, ateliers, demonstration, conférence sy fizarana manodidina an'ny disciplines vitsivitsy misy ao anatin'ny culture hip hop sy ny urbaine izay nifarana tamina concert an'i Grödash izay niarahany tamina artistes malagasy vitsivitsy, nisy an'i Dj Looping, North & Center, Ratoljah Ofisialy, Netyk Ofisialy, Vy Mamay, RAY LASY, Bemaso Maximum Street, Maddy aka Jah Roots, DOUBLENN ary i Val Pejy teo amin'ny lafiny fanafanana. 🔥
Teo anelanelan'izay dia nitsoriaka kely tao amin'ny festival DagoMadness Beatz izahay izay nisy mpiangaly rap vitsivitsy MBL (KOLOTSAINA MAINTY), BIG JIM DA , M.ts'ta and the URBAN ROOTS band sy ny DEGGA M'TSE alohan'ny niverenana tany amin'ny alliance Française. 👌
Nahaliana sy nahafinaritra ny hetsika fa dia manentana anareo ho avy hanotrona foana rehefa misy toy izao.
Mankasitraka an'ireo mpikarakara koa nanome ahalàlana haka sary 🙏 Madagaslam @Madagaslam / Hip Hop @fyh_261 . Une spéciale pour Grödash pour le remercier d'être passé ✊
S/o koa ho an'ny OZ REKORDZ
Доступные форматы для скачивания:
Скачать видео mp4
-
Информация по загрузке: