Tsy takatry ny saiko - Hugues rakotomalala- clip évangélique gasy 2022
Автор: hugues Rakotomalala
Загружено: 2022-05-12
Просмотров: 1021
Indraindray toa mahavariana, indraindray toa mahakivy
ny fihevitrao tsy fihevitro,
Indraindray toa maharary, mandatsa-dranomaso
ny lalanao tsy noheveriko
nefa toa tsara, tsara loatra ,nefa toa tsara lavitra
Tsy takatry ny saiko ny fitondranao ahy Tompo oh
mihoatra lavitra noho izay nokasaiko sy izay nofisiko...
Доступные форматы для скачивания:
Скачать видео mp4
-
Информация по загрузке: