Популярное

Музыка Кино и Анимация Автомобили Животные Спорт Путешествия Игры Юмор

Интересные видео

2025 Сериалы Трейлеры Новости Как сделать Видеоуроки Diy своими руками

Топ запросов

смотреть а4 schoolboy runaway турецкий сериал смотреть мультфильмы эдисон
dTub
Скачать

Vavaka maraina - Katolika Malagasy

Автор: Ny Finoako | Katolika Malagasy

Загружено: 2026-01-07

Просмотров: 141

Описание:

FIVAVAHANA MARAINA

Hisaorana anie ny trinité Masina, tsy azo sarahina, ankehitriny sy mandrakizay. Amen.

Andriamanitra ô, mitsaoka anao aho ary tia anao amin’ny foko manontolo. Misaotra anao aho tamin’ny naharianao ahy, tamin’ny nanaovanao ahy ho kristianina, ary tamin’ny niaraovanao ahy nandritra ny alina. Atolotro anao izay rehetra hataoko anio ; aoka izy ireo ho araka ny sitra-ponao masina sy hanome voninahitra anao. Arovy amin’ny fahotana sy amin’ny ratsy rehetra aho. Ny fahasoavanao anie homba anay lalandava. Amen.

Fitsaohana

Andriamanitra mandrakizay, mahefa ny zavatra rehetra : Ray, Zanaka sy Fanahy Masina : Andriamanitra tokana Olona telo, mino Anao aho sy matoky Anao sy mitsaoka Anao ary tia Anao amin’ny foko manontolo.

Fisaorana

Andriamanitra, misaotra Anao aho amin’ny zava-tsoa maro nomenao ahy, fa nahary ahy Ianao sy nanavotra ahy tamin’ny Ran’ny Zanakao, ary nanangana ahy ho zanaky ny Eglizinao, sy nitahy ahy tamin’ity alina teo ity.

Fifonana

Mifona aminao aho amin’ny fahasoavana nariako sy amin’ny fahotana rehetra nataoko taminao, fa indrindra hatramin’ny omaly hariva.

Fanolorana

Andriamanitra, atolotro Anao ny hevitro ny teniko, ny asako sy ny fijaliako, dia akambako amin’ny fijalian’i Jesoa Kristy izany ho fanalana ny fahotako. Sakano aho anio tsy hanao ratsy ; ary ataovy izay tianao amin’ny tenako sy zavatro rehetra, ka tahio aho mba hanaraka ny sitra-ponao masina amin’ny fo mazoto.



Rainay any an-danitra

Arahaba ry Maria

Voninahitra anie

Andriamanitra ô, tsy misy fantatro izay mety hiseho amiko anio. Ny hany fantatro, dia tsy hisy zava-miseho amiko izay tsy efa noheverinao na nalahatrao mba hahasoa ahy, hatramin’ny mandrakizay. Ampy ho ahy izany. Ankasitrahako ny fandaharanao masina sy tsy hita pesipesenina, ka vonona ny hanatanteraka izany amin’ny foko manontolo aho noho ny fitiavana anao. Atolotro anao ny tenako manontolo ary akambako amin’ny soron’I Jesoa Kristy, Andriamanitra Mpamonjiko. Amin’ny anarany sy noho ny fanoloran-tenany, dia mangataka aminao ny faharetana sy ny fanekena amin’ny fijaliako rehetra aho, ka izay rehetra sitrakao na avelanao hiseho amin’ny fiainako anio, dia mba ho an’ny voninahitrao lehibe indrindra sy mba hahamasina ahy. Amen.

Ry Reny masin’Andriamanitra, arovy izahay miankina Aminao ; ianareo Anjely mpiambina anay sy ianareo Olomasina rehetra any an-danitra : manampia anay ary mangataha amin’Andriamanitra ho anay, mba hampiadaniny ety ambonin’ny tany izahay sy harovany tsy ho latsaka amin’ny fahotana, ary dia ho tonga any an-danitra. Amen.

Ry Anjelin’Andriamanitra mpiambina ahy sy nanankinan’Andriamanitra mpamindra fo ny aiko : hazavao aho anio, ambeno, tahio ary zakao. Amen.

Vavaka maraina - Katolika Malagasy

Поделиться в:

Доступные форматы для скачивания:

Скачать видео mp4

  • Информация по загрузке:

Скачать аудио mp3

Похожие видео

Evanjely Anio - Alakamisy 22 Janoary 2026 | Katolika Malagasy

Evanjely Anio - Alakamisy 22 Janoary 2026 | Katolika Malagasy

Fa tsy misy tsy ho hain'Andriamanitra atao

Fa tsy misy tsy ho hain'Andriamanitra atao

Documentaire Fialofanana Tsarahonenana Père Max

Documentaire Fialofanana Tsarahonenana Père Max

Noely Fiadidiana Mahazina Ilaka 2025

Noely Fiadidiana Mahazina Ilaka 2025

Milay - Tononkalo Malagasy - Tsy rendrika Spica

Milay - Tononkalo Malagasy - Tsy rendrika Spica

Coś, co nie powinno istnieć, dziesiątkuje Rosjan pod Kupiańskiem

Coś, co nie powinno istnieć, dziesiątkuje Rosjan pod Kupiańskiem

[Russian] German for Russian Speakers

[Russian] German for Russian Speakers

Bimangou

Bimangou

Priyè Midi

Priyè Midi

Vavaky ny mpianakavy isan'andro - Katolika Malagasy

Vavaky ny mpianakavy isan'andro - Katolika Malagasy

Indirimbo nziza z'inyijizo (Suite Beaux Chants d'entrée à la Messe)

Indirimbo nziza z'inyijizo (Suite Beaux Chants d'entrée à la Messe)

Самая красивая мелодия в мире! Падал снегснег! Красивая музыка для души #музыка #зима

Самая красивая мелодия в мире! Падал снегснег! Красивая музыка для души #музыка #зима

Evanjely Anio - Talata 20 Janoary 2026 | Katolika Malagasy

Evanjely Anio - Talata 20 Janoary 2026 | Katolika Malagasy

Njakatiana - Hira Fiderana -

Njakatiana - Hira Fiderana - "Noely"

Архікатэдральны касцёл

Архікатэдральны касцёл

AFINDRAFINDRAO (musique, La danse traditionnelle malagasy)

AFINDRAFINDRAO (musique, La danse traditionnelle malagasy)

ДИАЛОГИ & ТЕКСТЫ для свободного общения на французском

ДИАЛОГИ & ТЕКСТЫ для свободного общения на французском

Delivre-M Non Granmèt

Delivre-M Non Granmèt

Ariane - Andron'ny Noely

Ariane - Andron'ny Noely

Evanjely Anio - Alarobia 21 Janoary 2026 | Katolika Malagasy

Evanjely Anio - Alarobia 21 Janoary 2026 | Katolika Malagasy

© 2025 dtub. Все права защищены.



  • Контакты
  • О нас
  • Политика конфиденциальности



Контакты для правообладателей: infodtube@gmail.com